Beauty Express – Métropole
Beauty Salon
Send message
Beauty Express – Métropole is feeling happy at Antaninarenina.
· Antananarivo
Coucou
Mpinamana sa mpiara miasa sa mpi-cousine ? Mety aminareo ty tolotra ty olona 2 na 3 miaraka manao prestations onglerie dia mahazo cadeaux soins manucure express offerte sy pose vernis permanent sur ongles naturels couleur unie ny namao zany hoe olona plus de 2 personnes dia mahazo io cadeaux io fa mila manao hoho le namanao 2 samy manao hoho à condition hoe prestations ataony zareo plus de 20.000ar dia ianao le fahatelo mahazo cadeaux soins express offerte sy pose vernis permanent sur ongles naturels
Naverina ity satria be dia be nareo no nangataka dia nareo koa tinay be dia naverina ity fizarana cadeaux mamy kely ty
Maka ary rendez-vous haingana ra occasion be zao sady mba makaina no mikarakara vatana aty aminay fa ho afapo be ianao
Ireto ny numéros : 0349798731/ 0322054982 na manadefa mp na tonga de manantona mivantana araraoty fa efa in2 zay no nisy ito soraty ao commentaire ao hoe ampio raha tinao mbola ho atao ito fizarana cadeaux ito de mentionner o ny namanao mba hi abonnés ny page fa be dia be ny surprise ho avy ato ho ato