Beauty Salon Send message Beauty Express – Métropole is feeling happy at Antaninarenina. · Antananarivo Coucou mitohy rampitso ka hatramin’ny sabotsy ny cadeaux Pose vernis permanent sur ongles naturels plus soins express manucure raha 3 nareo no tonga

Beauty Salon
Send message
Beauty Express – Métropole is feeling happy at Antaninarenina.
· Antananarivo
Coucou mitohy rampitso ka hatramin’ny sabotsy ny cadeaux
Pose vernis permanent sur ongles naturels plus soins express manucure raha 3 nareo no tonga ny 2 manao prestations onglerie plus de 20.000ar avy izy 2 dia ny 1 mahazo le cadeaux Samy jejo Kely sy faly be miala ao aminay sady hafapo ndao ary hiaraka aminay hikarakara hoho
Mivoha lundi hatramin’ny Samedi amin’ny 8:30 hatramin’ny 17:30 fa raha maka rendez-vous dia misy afaka mandray foana alohan’ireo ora fisokafana ireo
Ity ny numéros azahoana anay : 034978731/0322054982 na mandefa message privé Mp na manantona mivantana ihany koa any amin’i Beauty Express zany ny fotoana
Abonnés-o ny page tsika Merci beaucoup

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?