Ma Njaka RENT CAR
Miarahaba antsika rehetra !! Efa disponible indray izao ny fiara tsika koa aza misalasala miantso ary ho anareo mila fiara na ho aiza na ho aiza !! Marihina fa avec chauffeur foana ny antsika !! Prix azo ifanarahana tsara !! Misy anio DISCOVERY io VIP full option mandeha iany koa !!
034 39 158 25
034 69 452 21
034 30 235 32