TSITAFOTOTRA
hita any antsaha na any Ambanivohitra izy ity
Manalava volo ho an’ireo manana volo tsy mety lava
Mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo
Mampatevina volo ihany koa
Manala angadrano
Fampiasana azy :
Ampangotrahana eo ho eo @ 15 mn
Avela ho mati2 le ranon’ny TSITAFOTOTRA ( tsy atao mamay be)
Iny no atao « eau de rinçage » na koa hanakobanana ilay volo
Atao isakin’ny manasa loha
-Afaka atao spray kou io a