0:00 / 3:57 Le Jité MITOHY NY TOLONA Fihantsiana sy herisetra hatrany no sedrain’ny vondron’ny kandida sy mpanohana azy ireo manao diabe am-pilaminana. Fanimbana fanan’olona sy fandratrana ireo mitaky fifidianana madio.Ireo andian’olona miakanjo volombo

0:00 / 3:57
Le Jité
MITOHY NY TOLONA
Fihantsiana sy herisetra hatrany no sedrain’ny vondron’ny kandida sy mpanohana azy ireo manao diabe am-pilaminana.
Fanimbana fanan’olona sy fandratrana ireo mitaky fifidianana madio.Ireo andian’olona miakanjo volomboasary hatrany no tompon’antoka amin’izany. Isan’izany ny zava-nitranga teny amin’ny CENAM Andavamamba omaly.
Tsiahivina ihany koa anefa fa efa niharan’ny fandratrana nataon’ny mpitandro filaminana ireo kandida, isan’izany ny kandida laharana fahafito RAOBELINA Andry ny 02 oktobra 2023 lasa teo ary mbola manohy ny fitsaboana.
MBS

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?