HO ANTSIKA MANANA OLANA NA KOA MITADY JIRO NY FIARA DIA AZA MISALASALA NY MIANTSO NA MANOTANY ANAY…
Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(Touts Categories)
toy ny:
Globe de phare
Feux arrières
Clignotants
Ampoule(h1,h3,h4,h7,h11 marque osram)
Anti-brouillards
Catadiopres
Rétroviseurs
Parabrise
NY ETANA DIA MISY NY VAOVAO ARY KOA BONNES OCCASIONS
Manao ny asa fanadiova ihany koa toy ireny maty réflecteur, vasoka, mitsilopy, maizina, misy lomotra, tsy mazava mihintsy, tafiditry ny rano na setroka…sns
Manao cofection sy creation ho any ireo jiro vaky ka tsy ahitana mihintsy.
Mandefa etana any @ faritra(Garantie)
Afaka mantona raha eto Tàna
Livraison possible.
NB:Tsara raha tonga dia miantso
tel:034 10 559 81/ 033 49 043 07
Mankasitraka tompoko!!!
$120,000
· ANTANANARIVO
034.10.559.81/033.49.043.07
Message