Mini CAMÉRA, Stylo caméra 0387444882 Ireto avy ny antony mety hilana azy: Anarahana maso ny ao antrano, anaty birao, na ao andakozia, anaty garage, anaty tsena fivarotana Ho porofo mitohaka amin’ny tenda ny zava misy marina manodidina n4y orin’asa na n

Mini CAMÉRA, Stylo caméra
0387444882
Ireto avy ny antony mety hilana azy:
Anarahana maso ny ao antrano, anaty birao, na ao andakozia, anaty garage, anaty tsena fivarotana
Ho porofo mitohaka amin’ny tenda ny zava misy marina manodidina n4y orin’asa na ny trano izay onenao
Anarahana maso ireo mpiasa ao antrano na anaty toeram-piasana
Mety tsy ho ampoizinao na ny olona manodidina anao ihany no mety amadika anao, porofo tsy azo ialana manoloana izany zavatra rehetra izany ity caméra kely ity
Anatsofoana carte micro sd ary bouton fotsiny no tsindrina dia manao enregistrement ny zavatra rehetra na sary na feo
Misy détecteur de mouvement izany oe isaky ny misy olona mandalo Dia manao enregistrement automatique
tapaka ny vidéo tsirairay avy
Chargeable
Tsoahanao fotsiny ny carte rehefa ijery ilay vidéo ianao, jerena amin’ny finday avieo izay rehetra nalaina taminy.
M miavakaanasa anao itsidika ny page Mahasoa ary miavaka 2
LIVRAISON TANA ET PROVINCE PAR COLIS ET MVOLA
FREE
· ANTANANARIVO
Message

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?