Mividy volamena rehetra izahay na poudre na efa vita tefy simba na tapaka tompoko…
Arakaraka ny atsarany no maha ambony ny prix
Patron mivantana mihitsy fa tsy misy mpanera intsony
Aanaty bureau no iasana fa tsy le eny @ sisiny ary payement eo no eo dia samy miala tompoko.
Afaka miantso mivantana ra ohatra ka tsy dia connecté.
Alefako ao ambany ny numéro.
$1,000,000
· ANTANANARIVO
Volamena
Message