RACK SATA TO USB 3.0 Boitier + Cable
« raha manana disque dur portable ianao hdd na ssd ka tinao atao externe
dia efa manana rack sata 3.0 izahay »
tsy misy pilote na installation fa atsatoka fotsiny dia afaka ampiasaina avy hatrany
« Afaka ampiasaina am ordi , smartphones OTG function , HDTV … »
neuf avec reçu + garantie 1mois
Contact : 038 75 092 28 / 034 07 849 62
AR25
· ANTANANARIVO
RACK SATA TO USB 3.0 Boitier + Cable
Message