Send message Kojakoja Mozika PACK Jazz Piano MasterClass Complet (taille: 2.12Go) Video fianarana Jazz ilay version taloho ireny izy ity (Miles Black no mampianatra). Natokana ho an’ny olona efa mitendry(na mpianatra na efa mpampianatra). Ny lesona ao ten

Send message
Kojakoja Mozika
PACK Jazz Piano MasterClass Complet
(taille: 2.12Go)
Video fianarana Jazz ilay version taloho ireny izy ity (Miles Black no mampianatra). Natokana ho an’ny olona efa mitendry(na mpianatra na efa mpampianatra). Ny lesona ao tena azo lazaina oe Complet tsara (niveaux debutant,intermédiaire et Avancée)sady ataony Pratique anaty morceaux jazz miaraka amin’ny exercice (alefako ao @commentaire ny lien an’ilay échantillon).
Ireto avy ny zavatra hita ao:
Lessons:(ao amin’ny Sary ao ambany)
63 Vidéos + Fichier Midi + images+audio (06h08min)
Exercises:
89 Vidéos + Fichier Midi + Audio Coaching
Lead Sheets:
11 Vidéos + Fichier Midi + images
Backing Trax:
11 Vidéos + Fichier Midi
Bonus:
Audio fianarana teny Anglais: Harapp’s anglais Michel Thomas Debutant complet(CD1 à CD7).(ho an’izay mbola tsy nianatra an’io de andramo fa tena mora ahaizana anglais izy ity)
Logiciel sy Apk fandefasana fichier Midi.
Prix an’izy rehetra: 15.000ar (fa raha ny tena vidiny 49$ = 245.000ar jereo ao @sary)
NB:
izahay ihany no nanao montage Vidéo an’io, izany oe izahay ihany no manana azy.
Amin’ny teny Anglais ilay izy.
Mbola iakatra ilay prix fa izao vao manomboka izao ihany lo io.
Transfer par mail ihany na manantona mivantana.
Tonga de mandefasa message(MP) avy atrany izay liana tompoko

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400