Em Gi
Trano Ahofa
METY HO AN’NY OLONA TOKA-TENA, MPIVADY , OLONA VITSIVITSY SADY KELI KELY ENTANA .
Hofany 130 milles ariary
TOERANA NAMONTANA AKAIKIN’NY ROND POINT
Tsy mandoa jiro intsony
Afaka mampiasa ny appareil rehetra ankotran’ny fatana résistance ihany
Efitra roa keli2 ambany rihana
Eo ivelany malalaka afaka atao lakozia
Eo ambavahady ihany ny pompy
Accès moto
Ivelany wc & douche ikambanana
Mifefy tsara sady en sécurité ny tanàna
A 2 minutes mialan’ny arabe
Pour plus d’infos : 034.99.029.28 Mme Rina
Commission 50%. Mpanera
Droit de visite 5 milles ariary
Sary