Saaalaaama
Asian-tsika jeu veee ?
Satria moa ity no lalao voalohany eto amin’ny pejy,
Dia ataon-tsika mamy kely ny cadeau mba ho mamy hatrany ny fiarahana
Toy izao ary ny fandraisana Anjara eh
1-asiana j’aime ny pejy
2-manasa namana hanaraka sy anisy j’aime ny page(capture d’écran en commentaire ).
3-partagena en mode public ity lalao ity
4-partagena amin’ny groupe izay misy anao
(atao capture dia alefa amin’i commentaire hatrany ah
)
Ny loka ho azo dia ilay lampe de bureau manjakely io.
Ho sarihan-tsika ny lalao ny 30 octobre
NDAO ARY EEH