Ezaka tee-shirt amidy ho fanampiana kinésithérapie an’i Damyan kely. Nanao hetsika tee-shirt ny dada sy nenin’i Damyan kely ka sao mba misy vonona re tompoko. Misy art malagasy toy ny lamban-databatra ihany koa ezaka ataon’i Maman’i Damyan tompoko mia

Ezaka
tee-shirt amidy ho fanampiana kinésithérapie an’i Damyan kely.
Nanao hetsika tee-shirt ny dada sy nenin’i Damyan kely ka sao mba misy vonona re tompoko. Misy art malagasy toy ny lamban-databatra ihany koa ezaka ataon’i Maman’i Damyan tompoko miaraka amin’ilay tompona stand tsara sitra-po niantoka ilay stand ho azy ireo. Misaotra indrindra feno tompoko Mme Rojo.
Tongava stand 21 zaridaina Antaninarenina o.
Afaka manao « Achat en ligne » ihany koa ho anareo izay liana tompoko. Hatramin’ny rahampitso mbola misy tompoko.
Tongava maro e
Koa raha misy vonona hividy dia ireto ny numéro hanaovana commande tompoko.
0340900790
0332042828
Compte Facebook Dadan’i Damyan : RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE
Tompo anie hamaly ny soa vitantsika hoy izy mianakavy kely

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?