· Antananarivo
coucou daholo
Ndao indray hanao hoho fa fotoana izao hikarakarana hoho tanana sy tongotra,
Tsy votery asina vernis fa na soins manucure na pédicure fotsiny ary dia efa hitanao ny fiovany sy fahasalamany
Andramo kely anie eh
Tsy lafo be nefa tsara sady mora maniry ny hoho tsy mora tapaka ary indrindra tsy vakivaky
Afaka maka rendez-vous : 0349798731/0322054982
Na manantona mivantana na mandefa message privé Mp ihany koa
Abonnés-o ny page tsika Merci beaucoup pour votre confiance et fidélités
Tinay be nareo bonne journée