#AMIDY
Tany azo hatao FERME na ENTREPOT na VILLA
AMBOHIMIADANA_IAVOLOHA_BONGATSARA_RN7
2 594 m2 titré & borné, misy situation juridique, misoratra amin’olona iray ihany
Efa mifefy tamboho manodidina
Toerana avo sy tongan’ny fiara
Quartier résidentiel
Vue panoramique
Misy tranon’ny gardien sy chateau d’eau
Fokontany ambohimiadana Bongatsara Iavoloha
Accès fiara anakitelo:
1- na miditra eo @ Galana Iavoloha
2- na avy any @ RN7 dia miditra eo @ Resto Gasy
3- na avy any Alasora
prix intéressant, discutable & étudie toutes propositions
0341226021 (direct tsy misy mpanera)
Visite gratuite sur RDV.