Capitonnage rahery
#peugeot 305
Ity idnray modeky manraka.
Asa tanantsika ato amn Capitonnage rahery Andavamamaba . Asa tsra kalitao sy amn fenitra ilainao
Mateza no mafy tsra sady confort .
Manao ny asa rehetra izahay ary efa manana experience taona maro dia maro
Koa rah mahaliana anao dia manatona mivantana na miantso laharana 033 21 619 90 / 034 64 029 39 / 033 79 325 57 / 034 26 832 57
Manao ny asa rehetra izahay : interieur fiara rehetra .( chiqse. Plafond. Tapis. Portiere. Tableu snss)
Toerna dia tokana ihany: ANDAVAMAMBA akaikin plaque uprim just amoron dalana