Salama tompoko, Miazakazaka ny raharaham-pirenena, misesilany n’y olom-pirenena maneho ny tsy fankasitrahana ny botolo sy amboletra ary indrindra indrindra ny fanitsakitsahana ny lalampanorenana izay antokiny fiandrianampirenena malagasy.Mahavelombolo ny

Salama tompoko,
Miazakazaka ny raharaham-pirenena, misesilany n’y olom-pirenena maneho ny tsy fankasitrahana ny botolo sy amboletra ary indrindra indrindra ny fanitsakitsahana ny lalampanorenana izay antokiny fiandrianampirenena malagasy.Mahavelombolo ny fahasahiana nanan’ ny mpikambana iray tao amin’ HCC ka nandavany tsy nanao Sonia ny fandraisana fanapahankevitra mifanohitra amin’ lalàna velona eto amin’ tany sy ny fanjakana.Miantso ihany koa ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny izay mbola voageja ho sahy hijoro hanohitra ny tsy rariny ka ho tonga maro hampandresy ny tolona amin’ asabotsy izao eny amin’ 13 Mai.
TSY MAHAZO MIHEMOTRA ISIKA, MIROSO HATRANY FA EFA MANAKAIKY NY FANDRESENA.
#Gasytsymilavolefona

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?