Vente et Réparation Amortisseur
Send message
Vente et Réparation Amortisseur
Salama daholo
Ity Ary misy fanazavana kely @ ilay resaka
#REPARATION_AMORTISSEUR
Ilay amortisseur anao [ maty , mipotsaka menaka , misy mipoapoaka, midobodoboka rehefa mandeha na milatsaka @ lavaka kely ]
Manolo ny pièces Simba ao anatiny toy ny Parahuile, bague ,clapet sns
Manao ilay amortisseur mba hitsaikaika ,tsy rigide bé ,na malefaka bé ihany koa
Manao retaillage sy adaptation an’ilay Amortisseur
_Voiture toutes marques: Tucson,rexton,Suzuki,range rover,golf, Peugeot,sns…
_Ballon Amortisseur vaky havadika boudin.
_Vérin Cabine
_Combiné fileté
Mampiakatra ny haavon’ny fiara
(Rehausser)
Mampidina ihany koa
(Rabaisser)
Afaka misitraka izany koa ianareo any @ faritra.(Colis)
Contact : 033 18 024 85
Lieu : ILAFY
Aza adino ny maka rendez-vous
#GARANTIE_HERINTAONA_NY RÉPARATION_AMORTISSEUR
J’aime-O ny page,dia zarao @ namanao ??