Tia Beauté
Efficace nefa vita eto @tsika
Savon a base curcuma indien et quelques magies de nous
Mangidihidy ve tarehinao ?
May masoandro avy vacances ?
Maloto ve? Avec c’est polution trop be ity ??
Mantsy tena oe reraka vizana tarehinao ???
Misy acné sa bouton tsy fantampiavina hihi ??
Io savon ampisaina oooo….
Bisous nareo
034 74 492 64