Mbola ato ilay clavier Casio fa tsy tonga indray ilay saika haka azy. Efa tena mora satria 300 000ar tena vidiny. Casio CPS-101 izy io no navadika Clavier maitre(@maha maitre azy izay dia tsy mosy timbre na mamoaka feo fa mila expander: PC na Iphone na Ip

Mbola ato ilay clavier Casio fa tsy tonga indray ilay saika haka azy.
Efa tena mora satria 300 000ar tena vidiny.
Casio CPS-101 izy io no navadika Clavier maitre(@maha maitre azy izay dia tsy mosy timbre na mamoaka feo fa mila expander: PC na Iphone na Ipad)
Assignable io, misy touche split/octave/tranpose/dual/reglage velocity sy Dual
5 Octaves

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400