ASTUCE GRATUIT :MANALA POINTS NOIR SY SEBUM ZAVATRA ILAINA : Atody 1 Mouchoir Blanc na Papier toilette FAMPIASANA AZY : Sasana @rano matimaty aloha ny tarehy mba hisokatra ny masonkoditra Alaina ilay tapotsin’atody (blanc d’œuf) Somary kapohana kely fots

ASTUCE GRATUIT :MANALA POINTS NOIR SY SEBUM
ZAVATRA ILAINA :
Atody 1
Mouchoir Blanc na Papier toilette
FAMPIASANA AZY :
Sasana @rano matimaty aloha ny tarehy mba hisokatra ny masonkoditra
Alaina ilay tapotsin’atody (blanc d’œuf)
Somary kapohana kely fotsiny
Ahosotra @tarehy madio tsara ilay tapotsin’atody, afaka mampiasa pinceau raha manana
Maka mouchoir blanc, dia apetaka tsara eo @tarehy Misy ilay tapotsin’atody
Avela ho maina eo @15min na 20min eo
Kobanina tsara @rano matimaty avy eo
FANAMARIHANA:
Atao 2 fois par semaine
Mampihena ny famokarana menaka be loatra amin’ny tarehy ihany koa izy ty(Excès de sébum)
Astuce tena tsotra, mora hita
Mirary soa daholo
partagéo ho hita ny hafa an !!

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?