Antibiotoka natoraly manasitrana aretina maro:
Manasitrana ny « infection vaginale »
Manatsahatra ny « perte blanche »
Manalefaka ny « crise d’Astme »
Manasitrana ny « infection pulmonaire »
Manasitrana ny fanaintainana amin’ny ambanin’ny kibo ny vehivavy
Mandio ny « utérus »
Miaro ny « infection urinaire »
Anti-bactérien tena mandaitra
Anti-septique
Anti-microbes
ZAVATRA ILAINA
KINONO
(Euphorbia hirta) ny anaran’io ravina hita amin’ny sary io; Hita maniry eny rehetra eny. Misy toy ny ronono fotsifotsy rehefa tapahina.**
Maka ravina 4 ka hatramin’ny 8 ; Miankina amin’ny lanjanao raha kely vatana ianao dia ravina 4 zany dia ampy.**
Vovon-tsira manta iray tsongon-tanana (une pincée du sel)**
FIKARAKARANA SY FIHINANANA AZY
Sasana madio tsara ilay raviny
Hanina (tsakoina manta) miaraka amin’ilay sira;**
Tsakoina ho potika tsara ary ariana ny faikany (tsy atelina ny faikany)
FAHARETANY
Mihinana indray mandeha dia tokony efa hisy fiovana
Tsy azo atao mihoatra ny telo andro satria antibiotika mahery izy io
FANAMARIHANA
Indray isan’andro ihany no ihinanana izany
Tandremo tsara ny fatra, raha latsaky ny 40 kilao ianao dia raviny 4 dia ampy
Raha latsaky ny 60 kilao ianao dia raviny 6 dia ampy
Tsy maintsy misotro rano
1 litatra sy tapany isan’andro mandritra ny traitement.