Mpikira Feo vArranger 1.16 version installena(originale) fa tsy ilay patch an Logiciel fanaovana sequence mtov amn yamaha psrS sns reo, mety asiana rythme gasy tsara(efa mis miaraka aminy maro2) Tsy mila manokatra ininona akoatran vArranger dia tonga dia

Mpikira Feo
vArranger 1.16 version installena(originale) fa tsy ilay patch an
Logiciel fanaovana sequence mtov amn yamaha psrS sns reo, mety asiana rythme gasy tsara(efa mis miaraka aminy maro2)
Tsy mila manokatra ininona akoatran vArranger dia tonga dia mandeha(tsy mila kontakt ,tsy mila loop midi,…)
Timbre namboarina novolavolaina nandritra ny volana maro
Ao am video ao n demo ana timbre ,mis MUSETTE (X5D), MASTER FISA, PIANO(YAMAHA MONTAGE) , SAX SOPRANO(KENNY G),VALIHA ,TRUMPETTE(YAMAHA S900), GUITARE(YAMAHA TYROS),sns
Santionany fotsiny ireo timbre am video fa timbre complet izy a.
miova automatique ny timbre ao amn accompagnement rehefa manova rythme(mtov am mampiasa clavier arrangeur iany)
Amin’ny vidiny 50.000Ar fa jereo tsara ny video
40.000Ar raha timbre tsotsotra fa efa mis musette x5d sy valiha, piano matavy tsara iany
N.B:À récupérer fa tsy manao livraison
cadeau:logiciel fanamboarana rythme
0333022099 , 0326316079

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?