Mike Andriantsoa is with Dadan’i Jemima and 12 others AMBATONDRAZAKA TONGA MARO ireo Vahoaka Mpanohana ny Kandida Andry Rajoelina Numéro 3 TAO AMBATONDRAZAKA anio nihaino indray ny FAMPANDROSOANA MANARAKA HO SITRAHAN’IZY IREO mandritra ny 5 taona mana

Mike Andriantsoa is with Dadan’i Jemima and
12 others
AMBATONDRAZAKA
TONGA MARO ireo Vahoaka Mpanohana ny Kandida Andry Rajoelina Numéro 3 TAO AMBATONDRAZAKA anio nihaino indray ny FAMPANDROSOANA MANARAKA HO SITRAHAN’IZY IREO mandritra ny 5 taona manaraka miaraka @ Filoha Andry Rajoelina !
Efa voa porofon’ny Filoha Andry Rajoelina t@ Vahoakan’Ambatondrazaka t@ 5taona lasa mantsy t@ alalan’ny FAHAVITAN’NY #RN44 fa izay LAZAIN’NY DIA TANTERAHINY AVOKOA
MIARAKA @ ANDRY RAJOELINA MADAGASIKARA TSY MAINTSY MANDROSO
#FIDIONUMÉRO3

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?