ReDispo ho an’ireo saika ijery fa somary Alavitra an’ilay N’réserver azy. Efitra1 carreau+ coin cuisine + douche intérieure. Ambany rihana. Olona 3 maxi.
Prix: 150.000ar + caution 50%.
DROIT DE VISITE: 5000ar (remboursable si réservation)Tsy accès Moto. Misy jiro
WC ivelany fosse madio. Mpompe eo antokontany. Azo hodiana Alina,
150m miala n’y arabe. Tsy mitsofoka bé. Sécurité tsy attirance
Tompony mivantana (tsy mandray mpanera). Tong Dia mandefasa mp tompoko fa TSY MAMALY Commentaire Aho, tsy mamaly compte fake.
Toerana: ANDAVAMAMBA ILANIVATO