22 others
FARADOBOKA #ANTANANARIVO
RAHAMPITSO @ 10 ora maraina ny FOTOANANTSIKA REHETRA MPANOHANA ny Filoha Andry Rajoelina KANDIDA NUMÉRO 3 ao @ C O L I S E U M ANTSONJOMBE
HO RAKOFANTSIKA VOLOMBOASARY ny #COLISEUM ary HASEONTSIKA @ izao tontolo izao izany FIRAISANKINANTSIKA Mpanohana ny Filoha Andry Rajoelina izany koa TONGAVA MARO
ISIKA REHETRA H I F I D Y an’i Andry Rajoelina Kandida Numéro 3