Narindra Mpanadio Jiro
Salama tompoko,,
Zao ny asanay manadio jiro tsy mampiasa vernis
mametaka led flexible
mamadika jiro ho lasa kit fond noir
mametaka Angel eyse
Aza misalasala manokatra ny oronatsary rehetra.
0348529941
#Toerana; ankorondrano tsaramasay
#Tsy miasa asabotsy izahay fa alahady
# Tena tsara miatso mialoha
# Vonona hanome ny tsara ho anao izahay