PC MADA STORE II SOMARY NISY OLANA KELY ILAY PUBLICATION TEO DIA NASINA FANAMBOARANA KELY KA INDRO ARY IZY Amin’izao ankatoky ny fety izao dia indro indray izahay mikarakara Lalao kely eto amin’ny Pejy PC MADA STORE izay mety hazahoanao materiel informat

PC MADA STORE II
SOMARY NISY OLANA KELY ILAY PUBLICATION TEO DIA NASINA FANAMBOARANA KELY KA INDRO ARY IZY
Amin’izao ankatoky ny fety izao dia indro indray izahay mikarakara Lalao kely eto amin’ny Pejy PC MADA STORE izay mety hazahoanao materiel informatique vaovao be
Olona telo (3) no ho sarihana koa mandraisa anjara sao ianao lay tsara vitana
1e Lot : RAM DDR4 HYPERX FURY 16G 2400MHZ
2e Lot : RAM DDR3 ADATA XPG 8G 1600MHZ
3e Lot : COMBO CLAVIER + SOURIS LED GTX 300
Toy izao ny fepetra amin’izany
ASIO J’AIME NY PEJY
PARTAGEO MAX AMIN’NY GROUPE VAROTRA MISY ANAO ITY PUB ITY ARAHANA « JE PARTICIPE »
MENTIONNEO NY NAMANAO 5 HANISY J’AIME SY HI-ABONNEZ NY PEJY
Azotsika jifaina ato aminay ihany koa ireo produit ireo an amin’ny vidiny mirary hatrany
Faran’ny lalao ny Sabotsy 09 Decembre 2023
Fisarihana ny Alahady 10 Decembre 2023

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?