B.A.T – Architecture; Etude ; Réalisation is feeling happy in Madagascar. JEREO IHANY SAO METY AMINAO Ho anao mikasa ny hanangana trano honenana ka mbola tsy mahita hevitra ( modely) jereo ity modely ity sao ilay efa noeritreretinao hatrizay ihany Tol

B.A.T – Architecture; Etude ; Réalisation is feeling happy in Madagascar.
JEREO IHANY SAO METY AMINAO
Ho anao mikasa ny hanangana trano honenana ka mbola tsy mahita hevitra ( modely) jereo ity modely ity sao ilay efa noeritreretinao hatrizay ihany
Tolotra modely ( villa à l’étage r+1).
Surface aux sol 85m2.
RDC: Bureau/ Séjour/ Cuisine / Coin de repas/ Toilettes/ Débarras.
R+1: Chambre parentale / 2 Chambres simples / salle d’eau / terrasse.
Efa io ambany io ny video fanehoana ilay modely.
Raha toa ka liana ianao ka mila fanazavana misimisy kokoa dia aza misalasala manantona / miantso/ mandefa hafatra miafina (@ Mp).
Nb: Afaka manao ny études fotsiny ho an’izay mila izany :
Conception architecturale ( photo/ video)

Plans

Calcul structure

Devis
Ary afaka manao ny réalisation ihany koa ho an’izay efa nahavita ny études :

Clé en main
Main d’oeuvre
Tâches.
034 89 035 85 ( whatsapp).
Mirary soa hatrany

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?