Give away Noel indray ary eeee!!!
Atombotsika sahady ny fety eto @Hatsarana store
Tsotra kely ny fandraisana anjara oo :
Aimez la page aloha annn
Taggueo anaty commentaire namanao 5 inviteo zareo hilalao hiaraka amintsika
Partageo en mode public eo amin’ny mur anao ity post ity
Partageo au max any anaty groupe ity post ity.
Fisarihana amin’ny dimanche 10 Décembre!!
Olona 3 no hahazo Sapin de noel kely (60cm) avy aty @Hatsarana Store
COMPTE FAKE tsy ekena an
Ndao aza ooo! GO GO GO