MANJAMANJA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY ré CRÈME MANAFOTSY TANTERAKA NY TAREHY SADY MANALA TASY Ho anao izay te hanafotsy tarehy na koa somary mangamangana ny endrikao ka tinao mba hazavazava kokoa…natokana ho anao indrindra izy ity Manaf

MANJAMANJA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY ré
CRÈME MANAFOTSY TANTERAKA NY TAREHY SADY MANALA TASY
Ho anao izay te hanafotsy tarehy na koa somary mangamangana ny endrikao ka tinao mba hazavazava kokoa…natokana ho anao indrindra izy ity
Manafotsy haingana ny tarehy.
Manala farakizay haingana ny panda sy mony ary tsy miverina intsony izany refa sitrana.
Manadio tanteraka ny tarehy ao anatiny fotoana fohy.
Manala ny karazana tasy rehetra izay manimba ny endrikao
Manala cicatrices , hodi-potsy , point noir,…..
Manala mainty am tenda , helika , kiho , lohalika .
Tsy mifidy hoditra fa mety am karazan-koditra rehetra.
Afaka ajanona ny fampiasana azy refa fotsy sy madio ny tarehy .
NB : Marihina fa misy ihany koa ny crème manafotsy tanteraka ny vatana
MANJA MALANDY : NY TSIAMBARATELON’NY FAHAMANJANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400