Vaovao momban Nekena kely
Isaorana ny Tompo fa nivoka ny hopitaly omaly i Nekena
Isaorana ihany koa ireo nanampy ambavaka
Ianareo nanampy ara-bola
Andriamanitra manakarem pahasoavana anondrotra ny vitanareo avo zato heny izay nomenareo an Nekena
Ny Reniny,ny Renibeny sy ny fianakavianna manontolo tena maneho fisaorana antsika fa manana havana tokoa manana anareo
Mankasitraka indrindra tompoko