Dyah Shop
Send message
Dyah Shop
Kiraro mihaja maro karazana bdb…
Tout à 45 000Ar…
Fa misy modèle en promotion io a
25 000Ar
fts
Afaka mahazo gratuitement ko anefa @alalan’ilay jeu antsika aa.
Dadabe Noely o! Omeo bonbon zahay
Iza indray no te ho Jejo
@fety nefa tsy te handany vola??aty daholo ny maso ary e
Cadeau avy aty @dyah shop.
Kiraro
2 @zay modèle tinareo no ho zaraina @tirage au sort.
________________________________________________
Toy izao ny fepetra fandraisana anjara:
1- Mi- s’abonne sy mi-j’aime ny pejy Dyah Shop
2- Zarao eo amin’ny mur anao sy @ groupe 3 ity publication ity ary ataovy mode public
3-Tague-o ao anaty commentaire namanao vehivavy 5
4- Apetrao ao anaty commentaire ny sarin’ny modèle tinao, ny lokony ary ny pointure tinao.(ao @pejy no angalanao ny modèle ah
_______________________________________________
@22Decembre ny tirage la izay tsara vitana no ahazo ireo kraro tiny (zay mahafeno ny fepetra ihany a
Raha toa la efa nividy kiraro tato aminay ireo tsara vitana dia averina ny volany
Zay fa bonne chance daholo e
Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola ho betsaka ny cadeau aaa
#DyahShop #JeuNoel #Krismasy #Kiraro#Talon