Pack ff&ffpm ,FLM, Katolika Natao : -vao ianatra -ny efa ao amin’ny fitendrena,afaka mampitombo technique tsara satria misy hira maro2 reharmonisé ao -raha sendra tsy misy mpitendry ao am-piangonana de efa vonona amreo midi reo ny orche

Pack ff&ffpm ,FLM, Katolika
Natao :
-vao ianatra
-ny efa ao amin’ny fitendrena,afaka mampitombo technique tsara satria misy hira maro2 reharmonisé ao
-raha sendra tsy misy mpitendry ao am-piangonana de efa vonona amreo midi reo ny orchestre ray manontolo(clavier, batterie,basse)
Azo ovaina ny clé ny hira rehetra
Azo alàna ny instru sasany (batterie,… ohatra) na ampidinina ny tempo
Sarany : 3000 Ar miaraka amin’ny apk na logiciel
Misy ihany koa ny pack ba gasy sy gospel, variété vazaha/malagasy
PDF natao hoan’ny débutant, intermédiaire na te ampitombo fahalalana eo amin’ny mozika(gadona rehetra)
Midira Mp

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?