Pack variété vazaha sy gadona marobe Artiste toy ny Aerosmith, Céline Dion, Britney Spears,… Ahitanao ny Rb,rock, classique,salsa,… Midi maherin’ny 2500 isa Natao : -vao ianatra : misy pdf afaka amperahina aminy hoanareo ianarana -n

Pack variété vazaha sy gadona marobe
Artiste toy ny Aerosmith, Céline Dion, Britney Spears,…
Ahitanao ny Rb,rock, classique,salsa,…
Midi maherin’ny 2500 isa
Natao :
-vao ianatra : misy pdf afaka amperahina aminy hoanareo ianarana
-ny efa ao amin’ny fitendrena,afaka mampitombo technique tsara ary manampy amin’ny écoute
-azo anaovana karaoké iany koa raha tsy mpitendry
Azo ovaina ny clé ny hira rehetra
Azo alàna ny instru sasany (batterie ohatra) na ampidinina ny tempo
Sarany : 3000 Ar miaraka amin’ny apk na logiciel
Misy ihany koa ny pack ba gasy,jazz&gospel, variété malagasy ,FF&FFPM
Midira Mp

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?