SAC À LANGER
Tsy matahotra rano, mafy tsara ny tahony , mateza
Mazaka entana maro be hoan’i zazah
Misy fitoerana biberon mitana hafanana tsara
couleur : noir, bleu, gris
Afaka sady mampatory zazah satria miaraka amin’ny berceau pliant sy éponge fandrinany
PRATIQUE MANAMORA NY FIAINANAO RENY NA MANDEH VOYAGE NA MANDE MIVAVAKA SNS…