ARETINA TSY HITA FOTOTRA Maro amin’ ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty ,kanefa refa manao fizahana ( bilan générale) toy ny analyse, échographie,scanner sns dia négatif ny valiny,tsy ahitana soritr’aretin

ARETINA TSY HITA FOTOTRA
Maro amin’ ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty ,kanefa refa manao fizahana ( bilan générale) toy ny analyse, échographie,scanner sns dia négatif ny valiny,tsy ahitana soritr’aretina na kely aza.Dia maro no manontany tena hoe « inona no mahazo ahy? »
Anisan’ny aretina mahazo ny ankamaroan’ny maro amin’izao ny Vongan-drivotra izay mandafika ao anaty ,izay aretina tsy tonga ho azy fa azo avy amin’ny mosavy ,na vorika izay ataon’ny olona.Io vongan-drivotra io dia mamorona aretina
Matetika io vongan-drivotra io dia eo amin’ny ilakibo havia no misy azy ,ka
-Refa mitombo io vongan-drivotra io dia miparitaka, ka refa misandrahaka mankany amin’ny voa( Rein) ilay rivotra dia lasa manelingelina sy misakana ny fiasan’ny voa ,ka mahatonga insuffisance rénale na calcul rénale,
-Refa mankany amin’ny tsinay dia lasa constipé,mitohana sy mahalana refa mikàkà
-Rehefa misondrotra mankany amin’ny vavony dia lasa voasakana ny fiasan’ny vavony , mahatsiaro noana fa refa misakafo dia mora voky,ary mandoa mihitsy indraindray ,na malain-komana
-Refa misondrotra mankany amin’ny fon dia lasa misento lava,mora malahelo ,manindrona sy manevika ny fo indraindray.
Refa miparitaka mankany amin’ny lalan- drà ny rivotra ndia lasa maharitra na volivoly lava ny ilany havia ary miteraka AVC ,na tsentsina ny lalan-drà
Refa tena mivangongo betsaka io vongan-drivotra io matetika hitan’ny échographie sy ny scanner ihany ka Gaz++ matetika ny valiny,hita hoe misy rivotra ao anaty fa siangy sarotra ny manala azy io,ary refa miparitaka izy io dia mivadika rano amin’ny fotoana farany ,ka mizihitra mibontsina mihangeza ny kibo ,ary manempotra .
Azo atao tsara ny mitsabo izany satria efa misy fanafody natoraly miady mandresy izany,Koa raha mila fitsaboana dia mandefasa Mp na miantso 034 34 116 77.
Consultation Gratuit.
ANDAVAMAMBA AKAIKINY LIVE HOTEL AMPITANY STATION SHELL NY TOERAM-PITSABOANA.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?