MITARIKA ARETIN’NY VOA
Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toerana eo @ ilakibo havia ka maka endrika rivotra na vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely eo ka lasa mitondra trouble ,fikorontan’ny fiasan’ny hormone ao anaty sy manakorontana ny fiasan’ny taova ao anaty . Anisan’ny voakorontan’ ny fisian’io vongan-drivotra io ny voa ka mahatonga ilay olona marary valahina matetika ,tsy mahavita mijoro ela na miondrika maharitra,lasa mipipy lava vao misotro rano kely ,poritra nefa rehefa mipipi dia kely no latsaka no sady manena vao mahalatsaka pipi,ary misy indray aza refa poritra dia mitady tsy ho tana izany raha somary tara kely ny mamonjy toeram-pivoahana.Marihana fa refa atao fitiliana anefa ny voa dia salama tsara,tsy ahitana soritr’aretina kanefa ianao mahatsapa marary valahina matetika.Mitondra faharerahana lava izany ka mahatonga ny hozatra ho manakotsako sy manaintaina ,ary te hiotra zany foana.Mitondra tsy fahitan-tory matetika koa izany.
Azo atao tsara ny mitsabo azy ,sy manafaka azy @ alalan’ ny fanafody natoraly sy @ alalan’ny don Spirituel.
Consultation Gratuit.
034 34 116 77
ANDAVAMAMBA AKAIKINY LIVE HOTEL AMPITANY STATION SHELL NY TOERAM-PITSABOANA.