Nomenjanaharimanana Fiderana Elie
RÉPARATEUR CLAVIER TOUT MARK
Izahay dia manambotra ireo clavier rehetra.
Touche mahazo tsy mahazo
Touche maneno mafy tampoka indraindray
Touche tsy maneno mihintsy
Tonalité mitovy miaraka tsy mandeha isakiny octave
Plaquette simba na miendaka circuit imprimé
Plaquette Tapaka
Manana produit special ichargena caoutchouc iany koa izahay
PROBLEM CARTE MERE
Clavier velona fa tsisy affichage
Clavier velona fa tsisy sons
Clavier Maty tsy mandeha mihintsy
Clavier manao écran (bleu-orange)
Clavier mihitsoka demarage (Yamaha-korg)
Sy izay olana rehetra amny clavier Dia manambotra izahay.
Contact 0342859309