Rénovateur
Personal blog
Send message
Rénovateur
Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra tompoko
Izahay dia miezaka ny hanome fahafam-po ho anao hatrany
Asa voakaly tsara
Koa Ireto avy ny asa ataonay amin’izany:
Manadio globe (auto-moto)
Finition machine
tsy mampiasa vernis
Mametaka led flexible
Mamerina réflecteur maty
Manao fond noir globe
Photos réelle sans retouchage
Afaka mi-se deplace Izahay tompoko
Toerana:tsarasaotra soavimasoandro
Contact:0340675608
Tsy miasa sabotsy fa miasa lahady