+22
Jason Painting
Jason Painting dia mbola tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anao ho fanatsarana ny fiaranao amin’ny sehatry ny loko carrosserie sy ny manodidina azy rehetra
contact 0346822633
Santionany kely amin’ny asa vita tato amin’ny garage ity fiara iray ity
izahay dia manao ireto asa ireto:
redressage et tôlerie carrosserie
rectification alignement; ajustage;…
mamerina loko d’origine na miova mihitsy araky ny safidinao
glaçage
recapitonnage
sns sns rehetra momba ny fanatsarana ny fiara anao
Aza misalasala mandefa message na miantso mivantana amin’ny 0346822633 raha toa misy mahaliana anao fa vonona hatrany izahay andray anao
Tsidio ny mur raha ijery ny santionany amin’ny asa hafa efa vita voatahiry an-tsary ianao
mirary soa