Kelikely discret tsara
Ireto avy ny antony mety hilana azy:
Anarahana maso ny ao antrano, anaty birao, na ao an-dakozia, anaty garage, anaty tsena fivarotana
Ho porofo mitohaka amin’ny tenda ny zava misy marina manodidina ny orin’asa na ny trano izay onenao
Anarahana maso ireo mpiasa ao antrano na anaty toeram-piasana
Mety tsy ho ampoizinao na ny olona manodidina anao ihany no mety amadika anao, porofo tsy azo ialana manoloana izany zavatra rehetra izany ity caméra kely ity
Anatsofoana carte micro sd ary bouton fotsiny no tsindrina dia manao enregistrement ny zavatra rehetra na sary na feo
Misy détecteur de mouvement izany oe isaky ny misy olona mandalo dia manao enregistrement automatique
Misy écrant d’affichage ijerena mivantana ny vidéo ,afaka tsy apotra koa anefa raha afenina
Misy wifi :afaka ijerena direct ny zavatra mitranga amin’ny alalan’ny finday sy application tsy Mila méga fa wifi anaty finday ihany (distance 20m EO iany tsy miotra),ohatra :any ambony misy anao 1er étage dia apetrakao ao ambany rihana ny caméra
Batterie miaritra tsara
Misy infrarouge ,vision nocturne ,mahita foana na anaty maizina sy toerana malomaloka aza
Afaka entina mandendeha amin’ny toerana rehetra izay tianao aleha ,mpitondra moto ,panao sport en vélo ,apetaka amin’ny akanjo ,poketra ,kitapo ,pataloa…
Misy aimant na andrebihy ny lamosiny afaka apetrakao amin’ny toerana misy vy fotsiny
Vidéo en grande angle bé 180° azo daholo ny partie rehetra manodidina ary tsy takona fa mipotra avokoa ,vidéo en 4k azo lazaina hoe
Araho maso rafotsy na ramse amin’ny fotoana tsy maha eo anao,apetrao anaty toerana atoriana ity dia ho tratra eo avokoa ny adalany rehetra
#Contact :034 99 888 61 ou 034 73 942 38
#Récupération :ALAROBIA AMBONILOHA
#Livraison Tana et PROVINCE 7/7j (lundi au dimanche)
#TONGAVA_MITSIDIKA_NY_PEJY_TSARA_BO_T_IQUE _EN_LIGNE_FA_OMENA_NY_TSARA _ATRANY_IANAO
FREE
· ANTANANARIVO
Caméra 4avec écrant
Message