Salma tompoko!!! Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(vaovao na bonnes occasion) Manadio ny jiro maloto ary manambotra ireo vaky… sns Mivarotra jiro: Globes de phares, feux arrières, clignontants, anti-brouillards, catadio

Salma tompoko!!!
Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(vaovao na bonnes occasion)
Manadio ny jiro maloto ary manambotra ireo vaky… sns
Mivarotra jiro:
Globes de phares, feux arrières, clignontants, anti-brouillards, catadiopre, ampoule(h1, h3, h7, h11 marque osram), rétroviseurs, parabrise, vitre porteur… sns
Manadio ny jiro maloto na maizina, mitsilopy, tsy mazava tsara, vasoka, tafiditry ny lomotra, misy rano na setroka…
Miverina mazava tsara(garantie)
Manambotra ny saky sy ny simba.
Manolo reflecteur sy verres.
Manao creation ny jiro tsy ahitana mihintsy.
Mandefa etana any am faritra(garantie)
:034 46 272 01/ 033 37 321 37
Mankasitraka tompoko!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400