Maro ny fianakaviana nandalo dia afapo. Ndao ary: Detente KORANA, piscine sy LALAO, Toerana natao hampifalifaly ny mpianakavy, mpiaramiasa, mpinamana tafaraka .. Formule privatisée ihany: ANAREO IRERY NY TOERANA. Espace kely. Piscine , pédalo-maindal

Maro ny fianakaviana nandalo dia afapo. Ndao ary:
Detente KORANA, piscine sy LALAO,
Toerana natao hampifalifaly ny mpianakavy, mpiaramiasa, mpinamana tafaraka ..
Formule privatisée ihany: ANAREO IRERY NY TOERANA. Espace kely.
Piscine
, pédalo-maindalo
, Fanaovana maskita party, fitness enfant-adulte, demi-terrain de basket
, karaoké MM, mini danse, Toraka kapôka, Jono tavoahangy, salle fisakafoanana sy ny sisa …
Coin cuisine afaka mahandro
: Efa miaraka @ charbon, vilany, rice cooker, Frigo congelateur , fanaovana maskita …
5 à 30 personnes. Si plus, à discuter.
Toerana: Lazaina Avaradrano, andalovan’ny bus H, TSY MILA MANDE ANTONGOTRA
FA TONGA DE AO
.
Raha ilaina, misy sprinter special 27places afaka hofaina mitondra.
Contact et réservation
034 97 800 08
033 92 102 88
034 20 102 90
034 05 102 88
032 07 102 88
+2
AR180
· ANTANANARIVO
Toerana privé Espace kely
Message

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?