Raha misy manome zavatsoa ho anao ,kingà miteny hoe : MISAOTRA TOMPOKO OH … izahay ato aminy SINAYAH FOOTBALL CLUB indrindra fa ireo katita kely ao @ u10 ao , dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’i MADAME JESSY TMH nanolotra ,nanome an

Raha misy manome zavatsoa ho anao ,kingà miteny hoe : MISAOTRA TOMPOKO OH

izahay ato aminy SINAYAH FOOTBALL CLUB
indrindra fa ireo katita kely ao @ u10 ao , dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’i MADAME JESSY TMH nanolotra ,nanome anay ,ho an’ireo ankizy ballon 2 be zao
ANDRIAMANITRA MANANKAREMPAHASOAVANA ANIE HOMBANAO HATRANY, HO ELA VELONA ,HO AMBININJAVATSOA , HO FENO FITAHIANA HATRANY ANIE IANAO MADAME JESSY TMH ….
MERCI INFINIMENT

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?