Satana dia tahaka ny Liona masiaka voahidy ao @ tranony, ka mierona sy feno fahavinirana nefa tsy afa-mikasika anao akory !
]==> Koa fongory ao am-ponao ny tahotra ny Devoly fa fahavalo efa voafatotra io !!! Poteho sy ravao ary fongory h@ fakany izy !
AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN