Aza tara fa mandalo ihany oohhh
CAMERA AMPOULE ESPION
Afaka asiana carte memoire dia manao enregistrement automatique
Mandray feo (misy feo ny videos azony)
Afaka miteny eo.amin’ ny telephone anao dia mivoaka amin’ ny camera ny feonao
vision panoramic 360°
Mahita anaty maizina tanteraka (Misy infrarouge )
Afaka arehitra na pihana ny jiro led sady manao enregistrement automatique ny camera (ON,OFF,AUTO)
Afaka atao a distance -25m tsy mila wifi fa connecte tsotra toa ireny bluetooth ireny fa raha te ihoatra ny +25m dia mila box wifi
Mora installer (Efa misy boky kely fanaovana azy anaty carton)
kit : douille , fixation , notice
Prix tena mora
120.000ar
Mivarotra carte memoire koa izahay
32gb 35.000ar
Manao livraison sy mandefa faritany
Tel:034 78 036 34