FAHASALAMANA
Matetika dia amin’ny alina no misy marary tampoka ao antrano, satria niasa mafy ny vatana sy ny saina nandritra ny tontolo andro ka mampaneno ny alarmeny amizay ny vatana ny alina.
Ny zaza no matetika marary amin’ny alina.
Stress(adi-tsaina), insomnie(tsy fahitan-tory), maux de tête(aretina an-doha), indigestion(tsy mahalevon-kanina), sns…….
Ireo ary ny point orina, hatao moramora raha toa ka fantatra ny maharary ilay olona.
Adramo amin’ny tenanao aloha ilay otra
Asiana menaka (mety daholo rehefa menaka fa tsy baume tigre) dia misosa ho azy ny tanana manotra, na horina amin’ny kihontanana amizay azo tsara ilay point, baguettes fihinanan’ny sinoa koa mety be
Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana, hatao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka halona 10minitra dia hesorina.
Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy stress ao amin’ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin’ny ranontsira. Manala ny courbatures amin’ny vatana rehetra ihany koa ny sira.
Mirary soa hatrany ary dia mba zarazarao amin’ny hafa merci
Aza hadino manaraka ny page-tsika