Mes vidéos évangéliques DR FAHEFAN’NY LANITRA TDL (True Direction Life) 1- Raha Izy no miasa tsisy hahatohitra Raha Izy no miasa tsisy hahasakana Fahefana sy ny hery dia manaiky ilay mahery Mpandresy toy ny voromahery Ref: Fahefan’ny lanitra no homeny

Mes vidéos évangéliques DR
FAHEFAN’NY LANITRA
TDL (True Direction Life)
1- Raha Izy no miasa tsisy hahatohitra
Raha Izy no miasa tsisy hahasakana
Fahefana sy ny hery dia manaiky ilay mahery
Mpandresy toy ny voromahery
Ref:
Fahefan’ny lanitra no homeny anao e
Fahefan’ny lanitra no homeny anao e
Aza matahotra fa Izy homba anao a
Aza matahitra fa Izy homba anao e
2- Dia mandehana, aza matahotra
Ny anjaranao tsy hisy haharombaka
I Satana mihorohoro raha i Jesosy no mijoro
Ilay vato tonga hanorotoro
Bridge:
Hery sy fahefana
Hery sy fahefana
Miaiky daholo ny iray tànana
Fa ny fiainanao dia misy fahagagana
Hanitsaka menarana
Nandositra koa satana
Ny areti-mandringana saika hamono
Nangorona lamba fa tsy tamana e

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?