FAMPIANARANA TENA MAHASOA ANAO Ny anton’ny tsy fahavanonan-tokatrano sy ny ady lava eo aminy mpivady sy ny ankohonana. Misy antony ny mahatonga ny zavatra rehetra.Ianao tsy mety mahavanona tokatrano!Ianao miady lava amin’olona.Amin’ny vadinao sy ny manodi

FAMPIANARANA TENA MAHASOA ANAO
Ny anton’ny tsy fahavanonan-tokatrano sy ny ady lava eo aminy mpivady sy ny ankohonana.
Misy antony ny mahatonga ny zavatra rehetra.Ianao tsy mety mahavanona tokatrano!Ianao miady lava amin’olona.Amin’ny vadinao sy ny manodidina anao.Hany ka miady aminao ny olona rehetra.
Resaka antony arapanahy no horesahako aminao androany.Misy ny fanahy izay tsy hita maso kanefa miasa sy manao zavatra tena mivaingana eo aminy fiainan’ny olona rehetra.Lazain’olona sasany hoe:’tromba,kalanoro,vazimba izy ireny ary lazain’ny Kristianina hoe:’satana,devoly na koa fanahy ratsy na fanahy maloto.
Ka ireto ary misy karazana fanahy sasany izay izay tena miteraka tsy fahavanonantokatrano sy ady lava eo amin’ny olona:
#Ny fanahy manambady.Izy io de fanahy mipetraka amin’olona ka manambady azy.Ka misakana sy mandrava ny fiarahan’ny olona satria toy ny rafilahiny na rafivaviny ny olona miaraka amin’ilay olona hipetrahany.Hany ka raha vao tena mitia olona ilay olona misy fanahy manambady dia ravan’ilay fanahy manambady fona ka maratra fo fona ilay olona.Tsy mety mahavanona tokatrano fa misolosolo olona iarahana fona.
#Ny fanahin’ny ady.Ity fanahy ity araka ny anarany izany dia mampiady olona fona na mamorona zavatra hampiady mpivady na ankohonana na mpiray tampo fona.Mamorona karazanjavatra iadivan’ny olona.Hany ka ao anaty tokatrano dia tsy misy hiainana fa ady lava fona ary ny olona ipetrahany dia miady amin’olona rehetra.
#fanahin’ny fijangajangana.Ity fanahy ity dia mampijangajanga ny olona.Tsy mahavita miaraka amin’olona iray na mionona aminy vady iray mitsy fa tsy maintsy mijangajanga fona.Ary tsy afapo raha tsy miaraka amin’ny olona maro dia aveo rava ny tokatrano ary tsy mety mahavanona tokatrano mihitsy fa rava foana izay zavatra hatsangana na dia hatraminy asa aza.
#fanahin’ny fahasarotampiaro.Ity fanahy ratsy ity dia mahatonga ny olona ho saropiaro lava amin’ny vadiny na olontiany foana na dia amin’ny zavatra tsy misy dikany aza.Ka miteraka ady foana ary mankaleo olona.Mahatonga ny sain’ny olona iray ho feno fieritreretana ratsy amin’ny olona iarahany na vadiny foana.Hany ka rava ny tokatrano ny farany na tofoka azy ny vadiny noho ny hasarotampiaro diso toerana tsy mety mitsahatra.
Ireo no antony arapanahy mahatonga ny olona tsy hahavanona tokatrano.
Ny vaha olona dia :
#ianao manohitra sy mandresy ny asan’ireo fanahy ratsy ireo.
#Ary ny fandrohahana ireo fanahy ratsy ireo ao anatinao.
Ka raha nahakasika anao ireo zavatra ireo ka mila fanampiana ianao dia afaka miditra mp na miantso na mandefa message aminy 0345331057.
Raha nahasoa anao ny fampianarana dia mba partageo aminy namanao ary ataovy j’aime sy aboneo ny page Solomona
https://www.facebook.com/profile.php?id=100087961158339…
hanarahanao fampianarana hafa hahasoa anao.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?